Créer un site internet

Ranavalona 2.Histoires des rois et reines.wmv

Mpanjaka vavy voalohany izay nanaiky any Jesoa Christy ho Andriamaniny i Ranavalona faha Roa teto Madagasikara.Voa taiza tamin'ny finoana christianina mantsy izy ka rehefa tonga teo amin'ny fitondrana izy dia nataon'i laharapamenany ny ampandroso ny finoana christianina indrindra fa ny finoana protestanta.
Koa be dia be ny fiangonana izy niorina nandrintry ny 15 toana nanjakany.
Niova ihany koa i Antananarivo satria afaka manorina trano amin'ny biriky sy vato amin'izay ny mponiny raha tsy azo atao izany taloha.
Nisy fifandirana teo amin'ny la Frantsa sy Madagasikara ka naha tonga ny fanafihana ny serana-tsambo ny toamasina.
Maty tao aorina kely ny mpanjaka vavy.

Ranavalona II was born Princess Ramoma in 1829 at Ambatomanoina, near Antananarivo in the central highlands.Ranavalona II succeeded to the throne upon the death of Queen Rasoherina on April 1, 1868.She became increasingly favorable toward the beliefs of the Christian religion.Declaring Madagascar a Christian nation, Ranavalona had the traditional royal talismans (sampy) burned in a bonfire and replaced their authority with that of the Bible;The queen authorized construction using brick and other durable materials within the walls of Antananarivo

rova ampah faravohitra reine chrétienne Chrétien Christian Temple society missionary London eglise fiangonana manjakamiadana Ranavalona madagascar antananarivo dago gasy malgache malagasy reine queen mpanjaka roa faha ranavalona 2

Ajouter un commentaire

Anti-spam